NY ANTSON’NY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy ankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko
Hilaozako sady hafoiko
Satria ilay mpamonjy tia no miantso hoe avia
Zay mikasa hamilivily dia very fotoana
Zay manohintohina ny antso dia aim-bery foana
Satria efa momba ahy hatrany
Lay Tompon’ny hery tsy lany
Mitana ny toky nomeny sy efa nekeny

Fiv: Sambatra re izay mandre zany feo sarobidy
Sambatra koa zay manoa ka mamita ny adidy
Fa sarotra hatrany ny dia
Ny hiohemotra dia sanatria
Jeso efa eo anoloana miantso mitaona

2-Ny antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy ankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko
Hilaozako sady hafoiko
Satria ilay mpamonjy tia no miantso hoe avia
Zay mikasa hamilivily dia very fotoana
Zay manohintohina ny antso dia aim-bery foana
Satria efa momba ahy hatrany
Lay Tompon’ny hery tsy lany
Mitana ny toky nomeny sy efa nekeny
Ho setrin’izany antso izany inty aho fa tamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1595
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752