Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY ANTSON’NY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy ankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko
Hilaozako sady hafoiko
Satria ilay mpamonjy tia no miantso hoe avia
Zay mikasa hamilivily dia very fotoana
Zay manohintohina ny antso hweza dia aim-bery foana
Satria efa momba ahy hatrany
Lay Tompon’ny hery tsy tononkira.serasera.org lany
Mitana ny toky nomeny sy efa nekeny
Fiv: Sambatra re izay mandre zany qwyyl feo sarobidy
Sambatra koa zay manoa ka mamita ny adidy
Fa sarotra hatrany ny dia
Ny hiohemotra dia sanatria
Jeso efa eo anoloana miantso mitaona
2-Ny pqvw antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy ankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko
Hilaozako sady hafoiko
Satria ilay mpamonjy tia no miantso hoe avia
Zay mikasa hamilivily dia very fotoana
Zay manohintohina ny antso dia aim-bery foana
Satria efa momba ahy hatrany
Lay Tompon’ny hery tsy lany
Mitana ny toky nomeny sy efa nekeny
Ho setrin’izany antso izany inty aho fa tamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1976
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:19