Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY ANTSON’NY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy tononkira.serasera.org ankamamiako
Ny ratsy izay notompoiko
Hilaozako sady hafoiko
Satria ilay mpamonjy tia no miantso hoe avia
Zay mikasa hamilivily dia very fotoana
Zay manohintohina ny antso dia aim-bery foana
Satria efa momba ahy hatrany
Lay Tompon’ny hery tsy lany
Mitana ny toky nomeny sy efa nekeny
Fiv: Sambatra re izay mandre zany feo sarobidy
Sambatra koa zay manoa tbwe ka mamita ny adidy
Fa sarotra hatrany ny dia
Ny hiohemotra dia sanatria
Jeso efa eo anoloana miantso epok mitaona
2-Ny antson’ny Tompo ao am-poko dia tsy idifiko
Na inona zavatra tiako sy ankamamiako

Mitana ny toky nomeny egcbg sy efa nekeny
Ho setrin’izany antso izany inty aho fa tamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1974
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:19