MATOKY ANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitalaho wqtbs aho ‘zao ankehitriny izao
‘meo hery re, fa very
Tsy hiantehitra zay vitako
Reo vitako tsy nety
Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato foko mitalaho
Mba tononkira.serasera.org henoy, hhrfqwdx ô henoy!
2-toa manahy matetika aho
nefa Ianao hltd tsy mandao
Na koa hoe nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa nasainao atao
F’efa nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray
‘meo hery re, fa very
Tsy hiantehitra zay vitako
Reo vitako tsy nety
Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato foko mitalaho
Mba tononkira.serasera.org henoy, hhrfqwdx ô henoy!
2-toa manahy matetika aho
nefa Ianao hltd tsy mandao
Na koa hoe nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa nasainao atao
F’efa nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
