MATOKY ANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitalaho aho rsfdenj ‘zao ankehitriny izao
‘meo hery re, fa very
Tsy hiantehitra cwnmx zay vitako
Reo vitako tsy nety

Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato foko mitalaho
Mba henoy, ô henoy!

2-toa manahy matetika aho
nefa Ianao tsy mandao
Na koa hoe kdphxf nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa nasainao atao
F’efa tononkira.serasera.org nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1685
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0925