MATOKY ANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitalaho aho ‘zao ankehitriny izao
‘meo hery re, fa very
Tsy hiantehitra lttkd zay vitako
Reo vitako tsy nety

Fiv: Matoky Anao aho ry Tompo ô
Raiso an-tanana ny amiko
Ho tempolinao irery anie
Izato itbqamms foko mitalaho
Mba henoy, ô henoy!

2-toa manahy matetika aho
nefa Ianao tsy mandao
Na koa hoe nampiletika
Fa nanarina hatrany
Vonona ldnfttwc ary aho
Manaiky aho
Anao ‘zay efa tononkira.serasera.org nasainao atao
F’efa nomenao ny herinao
Ka dera sy voninahitra no atolotray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312