Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masina tokoa (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa ilay Jéhovah Ray
Izay namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana nomeny
Dia antsoiny hanambara ny ebakof famonjeny
Fiangonana tononkira.serasera.org manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy ny hamasinan'ny fanahiny
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika bdmtuuu fa masina ny xbggryx Ray
Izay namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana nomeny
Dia antsoiny hanambara ny ebakof famonjeny
Fiangonana tononkira.serasera.org manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy ny hamasinan'ny fanahiny
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika bdmtuuu fa masina ny xbggryx Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 05/06/2025 09:40
