Masina tokoa (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa ilay tononkira.serasera.org Jéhovah Ray
Izay namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana nomeny
Dia antsoiny hanambara ny famonjeny
Fiangonana manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy zxqye ny hamasinan'ny fanahiny taxw
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny hjqphijv Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika fa masina ny Ray
Izay namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana nomeny
Dia antsoiny hanambara ny famonjeny
Fiangonana manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy zxqye ny hamasinan'ny fanahiny taxw
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny hjqphijv Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika fa masina ny Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 05/06/2025 09:40
