Masina tokoa (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina tokoa kbhf ilay Jéhovah Ray
Izay akjttx namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana zlgl nomeny
Dia antsoiny hanambara ny famonjeny
Fiangonana manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy ny hamasinan'ny fanahiny
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika fa masina tononkira.serasera.org ny Ray
Izay akjttx namela antsika mba ho tafaray
Feno fahendrena mamy ilay Ray Tsitoha
Navelany isika rehetra hifanasoa
Fa isika izay nandray
Fahasoavana zlgl nomeny
Dia antsoiny hanambara ny famonjeny
Fiangonana manaiky
Mba ho irahiny satria
Maka mamy ny hamasinan'ny fanahiny
Sambatsambatra ny fo itoeran'ny Tsitoha
Mihanokanoka hafaliana tsy mba kivy ko
Koa samia re isika
Mba ho vonona handray
Aoka ho masina isika fa masina tononkira.serasera.org ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 295
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 05/06/2025 09:40
