INONA NO HAVALIKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Nandray ny kapoaka ny famonjena aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hanefa ny voadiko adnlflg amin’I Jehovah ahou
Eny ho eo anatrehan’ny olola rehetra ô!
Ianao no ananterako fanati-pisaorana
Mendrika ho deraina tgms ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
2-Inona no havaliko an’I Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an-tany
Nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay mino Azy
Fa tononkira.serasera.org hanana fiainana mandrakizay
Endrey ny fitiavan’ny Ray mpgzecrz antsika olombelona
Dia ny antsoiny hoe: zanaka isika ô ô
Nomeny fahefana, nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
Inona no havaliko an’i Jehovah?
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Nandray ny kapoaka ny famonjena aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hanefa ny voadiko adnlflg amin’I Jehovah ahou
Eny ho eo anatrehan’ny olola rehetra ô!
Ianao no ananterako fanati-pisaorana
Mendrika ho deraina tgms ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
2-Inona no havaliko an’I Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an-tany
Nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay mino Azy
Fa tononkira.serasera.org hanana fiainana mandrakizay
Endrey ny fitiavan’ny Ray mpgzecrz antsika olombelona
Dia ny antsoiny hoe: zanaka isika ô ô
Nomeny fahefana, nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
Inona no havaliko an’i Jehovah?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:03
