Ampidiro aloha ny tenimiafina
INONA NO HAVALIKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Nandray ny kapoaka ny famonjena aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah ahou
Eny ho eo anatrehan’ny olola rehetra gyrzx ô!
Ianao no ananterako fanati-pisaorana
Mendrika ngyayx ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
2-Inona no havaliko an’I Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an-tany
Nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Endrey ny kadj fitiavan’ny Ray antsika olombelona
Dia ny antsoiny hoe: zanaka isika ô ô
Nomeny fahefana, nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny tononkira.serasera.org anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
Inona no havaliko an’i Jehovah?
Noho ny soa rehetra nataony tamiko
Nandray ny kapoaka ny famonjena aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah ahou
Eny ho eo anatrehan’ny olola rehetra gyrzx ô!
Ianao no ananterako fanati-pisaorana
Mendrika ngyayx ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
2-Inona no havaliko an’I Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an-tany
Nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Endrey ny kadj fitiavan’ny Ray antsika olombelona
Dia ny antsoiny hoe: zanaka isika ô ô
Nomeny fahefana, nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny tononkira.serasera.org anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
Inona no havaliko an’i Jehovah?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2537
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:03
