INONA NO HAVALIKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inona no havaliko an’i JehovahNoho ny soa rehetra nataony tamiko
Nandray ny kapoaka ny famonjena aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah ahou
Eny ho eo anatrehan’ny olola rehetra ô!
Ianao no ananterako fanati-pisaorana
Mendrika ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
2-Inona no havaliko an’I Jehovah
Noho ny famonjena nataony ety an-tany
Nomeny ny Zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Endrey ny fitiavan’ny Ray antsika olombelona
Dia ny antsoiny hoe: zanaka isika ô ô
Nomeny fahefana, nomeny fahalalana
Mendrika ho deraina ny anaran’I Jehovah
Aleloia! Aleloia!
Inona no havaliko an’i Jehovah?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:03