Ampidiro aloha ny tenimiafina
HANGINA AHO RY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Fa mamolivoly ny fo
Tsy haiko lazaina
Tsy tratry ny saiko
Izay niaretanao
Ho pyqlw fanavotana
Ho takatry ny tononkira.serasera.org saiko ve?
Ny haben’ny fiti gpqd avanao
Ka nitondranao mafy tahak’izao
Ho haiko tantaraina ve ?
Ny fomba namonoana Anao
Ka nentinao tany Kalvary
Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Ho lavitra ato dwdi am-poko ny fitiavanao
Ho takatry ny saiko ve….
Hangiana aho ry Tompo…
Hangina tokoa
Fa mamolivoly ny fo
Tsy haiko lazaina
Tsy tratry ny saiko
Izay niaretanao
Ho pyqlw fanavotana
Ho takatry ny tononkira.serasera.org saiko ve?
Ny haben’ny fiti gpqd avanao
Ka nitondranao mafy tahak’izao
Ho haiko tantaraina ve ?
Ny fomba namonoana Anao
Ka nentinao tany Kalvary
Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Ho lavitra ato dwdi am-poko ny fitiavanao
Ho takatry ny saiko ve….
Hangiana aho ry Tompo…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2835
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 12:51
