HANGINA AHO RY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Fa mamolivoly ny fo
Tsy haiko lazaina
Tsy tratry ny saiko
Izay niaretanao
Ho fanavotana
Ho takatry ny saiko ve?
Ny haben’ny fiti avanao
Ka nitondranao mafy tahak’izao
Ho haiko tantaraina ve ?
Ny fomba cyzku namonoana Anao
Ka nentinao tany Kalvary
Hangina rjlw aho ry Tompo
Hangina tokoa
Ho lavitra ato am-poko ny fitiavanao
Ho tononkira.serasera.org takatry ny saiko ve….
Hangiana aho ry gwmf Tompo…
Hangina tokoa
Fa mamolivoly ny fo
Tsy haiko lazaina
Tsy tratry ny saiko
Izay niaretanao
Ho fanavotana
Ho takatry ny saiko ve?
Ny haben’ny fiti avanao
Ka nitondranao mafy tahak’izao
Ho haiko tantaraina ve ?
Ny fomba cyzku namonoana Anao
Ka nentinao tany Kalvary
Hangina rjlw aho ry Tompo
Hangina tokoa
Ho lavitra ato am-poko ny fitiavanao
Ho tononkira.serasera.org takatry ny saiko ve….
Hangiana aho ry gwmf Tompo…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2921
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 12:51
