HANGINA AHO RY TOMPO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Fa mamolivoly ny fo
Tsy haiko lazaina
Tsy tratry ny saiko
Izay niaretanao
Ho fanavotana

Ho takatry ny saiko ve?
Ny haben’ny fiti avanao
Ka nitondranao mafy tahak’izao
Ho haiko tantaraina ve ?
Ny fomba namonoana Anao
Ka nentinao tany Kalvary

Hangina aho ry Tompo
Hangina tokoa
Ho lavitra ato am-poko ny fitiavanao

Ho takatry ny saiko ve….
Hangiana aho ry Tompo…
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 2165
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 12:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721