Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ela izay no nialako (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho ymeb izao
Ref: Jesosy ô! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro tononkira.serasera.org fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
2-Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray ccdvwe no voa
4-O! Jesosy atolory
Ahy biwky izany tananao
Ka ny tahotro esory
Hanarahako Anao
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho ymeb izao
Ref: Jesosy ô! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro tononkira.serasera.org fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
2-Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray ccdvwe no voa
4-O! Jesosy atolory
Ahy biwky izany tananao
Ka ny tahotro esory
Hanarahako Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2379
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 18:26
