Ela izay no nialako (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao
Ref: Jesosy ô! mba rkye raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
2-Efa wfvdlmt trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray pyinyc no voa
4-O! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tononkira.serasera.org tahotro esory
Hanarahako Anao
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao
Ref: Jesosy ô! mba rkye raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
2-Efa wfvdlmt trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray pyinyc no voa
4-O! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tononkira.serasera.org tahotro esory
Hanarahako Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2265
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 18:26
