Ela izay no nialako (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao

Ref: Jesosy ô! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao

2-Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana

3-Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray no voa

4-O! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tahotro esory
Hanarahako Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1739
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 18:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728