Andriamanitro ianao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny mjsdl fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro

Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy tononkira.serasera.org hain’ny foko hndjxij sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako

2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa lqnt Ianao no heriko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 22:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2859