Andriamanitro ianao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro

Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny wsexukn saiko
No manatanteraka tononkira.serasera.org ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako

2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio rsbomyp aho fa Ianao no heriko
nhysw

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 2359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0924