Andriamanitro ianao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako tononkira.serasera.org rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy kkupp ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny gpfmnjcv xsxj sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
Ny fiainako tononkira.serasera.org rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy kkupp ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny gpfmnjcv xsxj sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2255
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:51
