Aiza ho aiza ny lanitra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :Aiza ho aiza ny lanitra misy anao ô ry olombelona ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny jywz ivelany
Fitoerna soa no tononkira.serasera.org efa voaman’ny Tompo qgirk Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no ylfrqzt hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
Efa mby ao anatiny sa variana eny jywz ivelany
Fitoerna soa no tononkira.serasera.org efa voaman’ny Tompo qgirk Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no ylfrqzt hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 18:30
