Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ho aiza ny lanitra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv iksok :Aiza ho haawflp aiza ny lanitra misy anao ô ry olombelona ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra ehbczdpm no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no tononkira.serasera.org misy anao
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra ehbczdpm no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no tononkira.serasera.org misy anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 2297
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 18:30
