Aiza ho aiza ny lanitra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :Aiza ho aiza ny lanitra misy gvzgigdu anao ô ry olombelona ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna tononkira.serasera.org soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika jbheu ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka wluotqzm mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna tononkira.serasera.org soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika jbheu ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka wluotqzm mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 2341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 18:30
