RENDRARENDRA (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rendrarendra marobe n’aiza toerana haleha
Nefa ireny tsy natao mba hahakivy anao
Mbola be reo tsy nandre ny filazantsara re
Koa meteza ianao hijoro hitaona azy ireo
tononkira.serasera.org Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao
Noho ny clnheqdz hatanoranao
Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao
Amin’ny fiteny sy fitondrantenanao
Ny eso latsa indraindray reo fitsapana mahamay
Toa vaomaika mampitraka izany xykvglcf fo numy sy fanahy
Na mavesatra tokoa ,mampiondrika ny loha
Aza kivy fa ny Tomponao no jereo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 3059
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 25/08/2017 02:52