Mifona Tompo (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (solo) Mila Anao zahay fa very Tompo ô
Ity nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja anay
Afaho vmcniejf re, afaho ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay ruqzlkbg mamatotra anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona ka hiverina amin'I Kristy
Fa tononkira.serasera.org tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay xcta x3
Ity nosinay vonjeo fa very dia
Ireo ota izay nangeja anay
Afaho vmcniejf re, afaho ity taninay
Tsisy miafina eo amiNao ry Ray
Ireo fahotana izay ruqzlkbg mamatotra anay
(duo) Mila anao zahay ....
2- Mifona Tompo ô
Mba mangataka ny famindrampoNao
ô mitalaho re, ô vonjeo zahay
Vonjeo ity nosinay mijaly
Tompô ô mamelà re
Tompo ô mifona re zahay
3- Ry malagasy ô andeha hifankatia
Hifona ka hiverina amin'I Kristy
Fa tononkira.serasera.org tsara loatra anie ny fiainana anilan'ny Ray
Feno fiadanana mandrakizay xcta x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:58
