Matoky Anao zahay (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky Anao zahay ou ou ou x3
1- Olombelona izahay ka vjyloqw toa manahy
Mety ho reraka sy ho kivy ny fanahy
soa fa teo Ianao Jeso
Nampitony izany foko
Ka faly indray miara-mihira hoe
Ref : Matoky Anao zahay fa Ianao mitantana ny dia
Ka tsy ho solafaka na hierika intsony
Satria na maro aza ny mifaly amin'ny tsy finoako
Ianao ilay tsy mba mandao, matoky anao zahay
2- Na dia sarotra ny lalana aleha
Ny eso tononkira.serasera.org latsa fitsapana be dia be
Tsy hihemotra izahay
Fa uzei hiroso ka lagc hijoro
Hitory hatrany, hanandratra fa hoe :
Matoky anao zahay..... x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 825
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:27