Raiso aho (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa faey ela ihany no tsy tazatazana aho
Izao vao tonga saina indray hiverina
Reraka aho nivezivezy teny
Valaky ny otako, tapakevitra vojcpj aho
Fa hanompo Anao tononkira.serasera.org indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho , raiso ho anao ( Raiso ho anao)
Raiso aho mba ho mpanompoNao
ô ô ô ô ô
Nanenina aho tamin'ireo rendrarendrako hatrizay
Tompo ô omeo ny famindrampoNao
Jesosy ô mamindrà fo amiko
Ho aiza intsony aho raha tsy noraisiNao
Ngamba efa kivy fo, soa fa teo Ianao
Misaotra Anao ypilk nohon'ny fitiavaNao
Fa tia ahy tokoa Ianao hatramizay
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho.....
Izao vao tonga saina indray hiverina
Reraka aho nivezivezy teny
Valaky ny otako, tapakevitra vojcpj aho
Fa hanompo Anao tononkira.serasera.org indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho , raiso ho anao ( Raiso ho anao)
Raiso aho mba ho mpanompoNao
ô ô ô ô ô
Nanenina aho tamin'ireo rendrarendrako hatrizay
Tompo ô omeo ny famindrampoNao
Jesosy ô mamindrà fo amiko
Ho aiza intsony aho raha tsy noraisiNao
Ngamba efa kivy fo, soa fa teo Ianao
Misaotra Anao ypilk nohon'ny fitiavaNao
Fa tia ahy tokoa Ianao hatramizay
Fa hanompo Anao indray, hanompo tsy hivadika
Ref : Raiso aho.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 884
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:49
