ARAKA IZAY NATAO (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’Iza n’iza isika izay mandre ny teny hoe
Amin’ny andro farany dia marobe
Hitanjozotra samy ho tsaraina avoko
Satria Jesosy dia mahalala ny ao am-po
Fa izay natao (tamin’ireo zay mino ahy) no ho amiko
ptaszg Avy aty ka mandova (handovanareo ny lanitra) , fiainana mandrakizay
Izay voavotra ho anao, omaly sy jokbe anio ho mandrakizay
Raha handova lanitra minoa sy maneke
Amin’ny andro farany cqcvya dia marobe
Hilaza fa hoe izaho koa mba mpivavaka
Koa nahoana no ho any andavaka
N’aiza n’aiza no aleha dia izao no tadidio
Aoka izay ny fomba ratsy mba ario
Ho entina ho tsaraina ianao amin’io toetra io
tononkira.serasera.org Jesosy Tompo te hamonjy anao anio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 1775
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 01/09/2017 12:17