RENDRARENDRA (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rendrarendra marobe n’aiza toerana haleha
Nefa ireny tsy natao mba hahakivy anao
Mbola be reo tsy nandre ny filazantsara re
Koa meteza ianao hijoro hitaona rwhbclr azy ireo
tononkira.serasera.org Aoka tsy fqotxufy hisy olona hanao tsinontsinona anao
Noho ny hatanoranao
Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao
Amin’ny fiteny sy fitondrantenanao
Ny eso latsa indraindray reo fitsapana mahamay
Toa ycaenflq vaomaika mampitraka izany fo sy fanahy
Na mavesatra tokoa ,mampiondrika ny loha
Aza kivy fa ny Tomponao no jereo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 3196
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 25/08/2017 02:52