RENDRARENDRA (AFV Anosibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rendrarendra marobe n’aiza toerana haleha
Nefa ireny tsy natao mba hahakivy anao
Mbola be reo tsy nandre ny fyve filazantsara re
Koa meteza ianao hijoro hitaona azy ireo

Aoka  tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao
Noho ny hatanoranao
Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny cqfpbcfd mino ianao
Amin’ny fiteny sy fitondrantenanao

Ny eso latsa tononkira.serasera.org indraindray reo fitsapana mahamay
Toa vaomaika mampitraka izany fo sy nnkglms fanahy
Na mavesatra tokoa ,mampiondrika ny loha
Aza kivy fa ny Tomponao no jereo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFV Anosibe
Hits : 3058
Likes : 1 Like
Created by : Randria7
Date : 25/08/2017 02:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343