Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIASA SY HITANDRINA
1- Niantso ahy ianao mba hitory teny soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
cpyhbz Indreto izahay Tompo ô hanambara ny filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
eufqo Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina tononkira.serasera.org ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra sy hiaina ka ho velona finaritra
rbbf Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô
Ref.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 1829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 01/09/2017 12:00