Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIASA SY HITANDRINA
1- Niantso ahy ianao mba hitory teny soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory pksq sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo ô hanambara ny cmks filazantsara
Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho rjthxuwh mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo tononkira.serasera.org ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra sy hiaina ka ho velona finaritra
Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô
Ref.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFV AnosibeVisites : 1768
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 01/09/2017 12:00