Hiasa sy Hitandrina (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIASA SY HITANDRINA
vgos 1- Niantso ahy ianao mba hitory teny nvki soa mahafaly
Mba hanafaka ireo gadra tena ory sy mijaly
Ka hanenina sy hibebaka amin’ny ratsy fanaony
Niantso ahy ianao, miantso ahy anio ekeko Jesosy ô
Indreto izahay Tompo ô hanambara ny filazantsara
fmfhwt Ka ny fo fanahinay mba fenoy ilay hazavana
Mba ho mpankato ny teninao sy hitoetra tsara eo aminao
Ka hiasa sy hitandrina ireo ondrinao
2- Ireo zava-boahary ny tontolo iainanay koa mba ho madio
Ireo izay mino anao no hanangana hanorina fiainam-baovao
Mba ho sambatra sy hiaina ka ho velona tononkira.serasera.org finaritra
Voninahitra, voninahitra ho anao Jesosy ô
Ref.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 1830
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 01/09/2017 12:00