Hasambarako (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O vimbino ny tananao Ray ô ny lalako izao
Ndrao dia fefiky ny onja, tafiotra ny fiainako ety
Fahotana zay mangeja ahy, rendrarendra sy fakampanahy
Mba tafio ny herinao aho tsy ho kivy na ho tononkira.serasera.org very dia
Ref: Fa ny hasambarako dia ny eo akaikinao jifthrkg ry Ray
Izay fifaliako hitoetra eo oywafi bxycptg anilanao
Mba raiso aho Tompo ô aza avela ho irery
Mba raiso aho zanakao
2- Tsy misy miafina eo aminao raha ireo hadalako
Nefa izany dia tsy mba nampiova lay fitiavanao
Ka na lalana sarotra ombana, na koa olana saro-bahana
Tsy ho kivy aho satria eo ianao lay mpiaro ny dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:54