Hasambarako (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O vimbino ny tananao Ray ô ny lalako izao
Ndrao dia fefiky ny onja, tafiotra ny fiainako uegc ety
Fahotana zay mangeja ahy, rendrarendra sy fakampanahy
Mba tafio ny herinao aho tsy ho kivy na ho very dia
Ref: Fa ny hasambarako dia ny eo akaikinao ry Ray
Izay fifaliako hitoetra eo anilanao
Mba raiso aho Tompo ô aza avela ho irery
Mba raiso aho zanakao
2- Tsy misy miafina eo aminao raha ireo hadalako
Nefa izany dia tsy mba nampiova lay fitiavanao
Ka na lalana itrwq sarotra ombana, na koa olana saro-bahana
Tsy vlybwxdl ho kivy tononkira.serasera.org aho satria eo ianao lay mpiaro ny dia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFV AnosibeHits : 647
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 08:54