Hasambarako (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O vimbino ny tananao Ray ô ny lalako fest izao
Ndrao dia fefiky ny onja, tafiotra ny fiainako ety
Fahotana zay mangeja ahy, rendrarendra sy fakampanahy
Mba tafio ny herinao aho tsy ho kivy yfwps na ho very dia
Ref: Fa ny hasambarako dia ny eo akaikinao ry Ray
Izay fifaliako hitoetra eo anilanao
Mba tononkira.serasera.org raiso aho Tompo ô aza avela ho irery
Mba raiso aho zanakao
2- Tsy misy miafina eo aminao raha ireo hadalako
Nefa izany dia tsy mba nampiova lay fitiavanao
Ka bhqp na lalana sarotra ombana, na koa olana saro-bahana
Tsy ho kivy aho satria eo ianao lay mpiaro ny dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFV AnosibeVangy : 687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 08:54