ZANAHARY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Ray o! Ray o! Ray o!

Réf.
O ry Ry Zanahare Ray o!
Mivavaka aminao zahay etoy e
Fa maro Loatsa ee
Ireo mpisompatsa e
Mamingampingana amin'izay aleha

1. Lay devoly mpamitaka e
no mikendry hamotraka e
Ka fboit injao fa mivango isan'andro ty anakao e
Zanahary o avia mba omeo fitahiana tononkira.serasera.org izahay aty
Mba vonjeo mare
Fa mahery loatsa ny fakam-panahy resaacmc Zay manjo anay

2. O! henoy ka valio mitaraina aminao izahay izao
zanahary o!
Fa ity zanakao dia mitoky aminao fa ianao avao
no mpanavotsa e
Ka mandigny anao zahay
Mijotso aminay etoy
Ka ambesonao ity anakao Zanahare Ray o
Fantatray fa Ianao vqnnjohs ry Ray
Dia minday fitahia ho anay
Dia ho resy tokoa ilay Devoly mavandy tsy mahasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098