SOA FA TEO IANAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tompô tsy misy miafina
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho ketraka sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana
2_Na dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tlqstvsv tsy ampihemotra izany dpskzqac dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy tononkira.serasera.org ny manjo
Ref :
Na dia sarotra sy eoxkz mafy izay lalana
Toa mahery ny tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo foana ianao
Nomba sy nitahy
Ka tsy mba manan'ahiahy.
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho ketraka sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana
2_Na dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tlqstvsv tsy ampihemotra izany dpskzqac dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy tononkira.serasera.org ny manjo
Ref :
Na dia sarotra sy eoxkz mafy izay lalana
Toa mahery ny tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo foana ianao
Nomba sy nitahy
Ka tsy mba manan'ahiahy.
--------
Link:
About this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 867
Likes : 2 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:30
