SOA FA TEO IANAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Tompô tsy misy miafina
eo imasonao ireo
Lalan-tsarotra izay diavinay
Aza avela ho fttcxcvl ketraka sy
kivy an-dalana
Tafio hery, tolory tanana

2_Na dia maro aza ireo
Izay manenjika anay
Dia tsy ampihemotra izany dianay
Tahio hatrany hiray fo
hiombona tokoa
Handresy raha ho avy ny manjo

Ref :
Na tononkira.serasera.org dia sarotra sy mafy izay lalana
Toa mahery ny tafihotra
Mitady hisakana
Dia teo yubenc foana ianao
Nomba sy isvbuqpe nitahy
Ka tsy mba manan'ahiahy.

--------
Lien:
Commentaires
YVES1127 ( 18/12/2024 08:38)
MBA MANGATAKA MP3 AZAFADY
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333