MIFONA AMINAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry pygyf Ray o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika kacxg n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona esbwdrd aho, mifona ry Ray o tononkira.serasera.org
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika kacxg n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona esbwdrd aho, mifona ry Ray o tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 685
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:38
