Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFONA AMINAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona cjkvibh aho ry pcbyr Ray o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika wxkdvjo n'y tononkira.serasera.org didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika wxkdvjo n'y tononkira.serasera.org didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 686
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:38
