EKEKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompo tena tiako
Ahy fa tsy mba nindramiko
Tsy lova na koa vinidy
Kanefa tena sarobidy,
Ahy ka hajaiko
Tompoiko ary handraindraiko
Izay tiany no ekena
Am-panetre-tenaf
Réf.
Ny irakao rehetra
Ekeko tononkira.serasera.org tsisy fepetra
Hitory sy hanambara
Ny filazantsara
Jerosalema, Jodia
Ary hatrany Samaria
Iriako aza izany hatrany
Am-paran'ny tany
2. Isaorako anie
Ianao ry Tompo lehibe
Nampahatsiaro tena
Fa azy tsy mba noterena
Ka dera, ladrlg eny kkvvztah laza
Sy voninahitra ary haja
atolotro anao boqxuiv ry Tompo
Mpanavao
Ahy fa tsy mba nindramiko
Tsy lova na koa vinidy
Kanefa tena sarobidy,
Ahy ka hajaiko
Tompoiko ary handraindraiko
Izay tiany no ekena
Am-panetre-tenaf
Réf.
Ny irakao rehetra
Ekeko tononkira.serasera.org tsisy fepetra
Hitory sy hanambara
Ny filazantsara
Jerosalema, Jodia
Ary hatrany Samaria
Iriako aza izany hatrany
Am-paran'ny tany
2. Isaorako anie
Ianao ry Tompo lehibe
Nampahatsiaro tena
Fa azy tsy mba noterena
Ka dera, ladrlg eny kkvvztah laza
Sy voninahitra ary haja
atolotro anao boqxuiv ry Tompo
Mpanavao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:01
