DERAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jtjzmwz

Derao, derao ô mba derao
Derao, derao Ankalazao
Obio, obio obio,
Jesosy ilay teraka anio

Ref : Obio ka asandrato
         Veteso hanakoako
         Ny hira ezibmn fiderana
         Aleloia Hosana

         Fa teraka ho antsika
         Jesôsy ilay mpanjaka
        Hitondra fifaliana
a         Hanafa-pahoriana

Injao mifaly tononkira.serasera.org ny eran-tany
Injao fa mifaly avokoa
Fa teraka nhlazx anio ilay Moamonjy
Jesôsy ilay tomposoa

Ref

Avia, avaia,
Avia avia
Avia hijery ilay mesia
Izay tonga anio ety antany
Hanafaka ny tomany

Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013