Miantso anao (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miantso anao 'zahay ry Tompo Andriamanitro.
Fa mangetaheta anao ny fanahiko.
Ny eto an-tany, maina feno fahafatesana ety.
Ô avia ry Ray sytvo mahery ô! mamonje ny zanakao.
Ref : Ianao no aroko, Ianao no heriko.
Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Ianao.
potfrbjg Zay mikendry fatratra, te hamotraka ahy ety.
Tsy hatahotra aho fa manana anao.
2- Andriamanitra ô! Faingana Ianao hanafaka.
Fa Ianao no antenaina mba hanavotra.
Aza xctihyu avelanao irery, mila Anao tononkira.serasera.org izahay.
Ô avia ry Ray mahery ô! Mamonje ny zanakao.
Ref : Ianao no aroko, sns...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 2260
Likes : 0 Like
Created by : TBEA
Date : 06/06/2018 09:25