Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hafatra (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ity misy hafatr’iray (‘zay), ambarako aminao
(Fa ny) Ny fiainan’eto an-tany, mazàna mampitomany
F’izao no lazaiko aminao (fa), Jesosy irery ihany
No manafak’ireo sento sy ireo alahelo
Ref:
(Noho izany) Tsy sitrakin’i Tompo ianao ry ory fo, itomany sy alahelo,
(Alahelo) Fa mahereza ary matanjaha ianao
Aza manahy fa Jehovah Andriamanitra dia tsy handao anao tononkira.serasera.org izany
2-Mandalo ny fiainan’an-tany (ka), ho levona izany
(Koa) Miambena mivavaha, fa maro ny fahavalo
noslxtty F’izao no lazaiko aminao (fa), wgxjhgga hatetmy Jesosy irery ihany
No fiarovana ho anao amin’ny andro fahoriana

Aza manahy fa Jehovah Andriamanitra dia tsy handao anao izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Vangy : 971
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 13/05/2022 22:51