Hafatra (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ity misy hafatr’iray (‘zay), ambarako aminao
(Fa ny) Ny fiainan’eto an-tany, cuzox mazàna mampitomany
F’izao no lazaiko aminao (fa), Jesosy irery ihany
No manafak’ireo sento jzrkpm sy ireo alahelo
Ref:
(Noho izany) Tsy sitrakin’i Tompo ianao ry ory fo, itomany sy alahelo,
(Alahelo) Fa mahereza ary matanjaha ianao
Aza manahy fa Jehovah Andriamanitra dia tsy handao anao izany
2-Mandalo ny fiainan’an-tany (ka), ho levona izany
(Koa) Miambena mivavaha, mrxmcn fa maro ny fahavalo
F’izao no lazaiko aminao tononkira.serasera.org (fa), Jesosy irery ihany
No fiarovana ho anao amin’ny andro fahoriana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 1052
Likes : 0 Like
Created by : TBEA
Date : 13/05/2022 22:51