Fo vaovao (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miondrika ianao mila ho vaky izany loha
uxyq Ny fiainanao toa hampamohy fo
Nefa mitrakà ka handrandrao ny lanitra (lanitra)
Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao
Ref:
Ny fonao ho vaovao no andrasany aminao
Ny Tompo tsy mandao fa tononkira.serasera.org miandry foana anao
Raiso ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)
Fa Izy hanome ilay fo vaovao
2-Tanam-pitiavan'ilay Jesosy izao
Mitsotra mba hanavotra anao (hanavotra)
vloae Mitsotra mba handovanao ny lanitra (lanitra)
Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao
Ref:
Ny fonao ho vaovao no andrasany aminao
Ny Tompo tsy mandao fa miandry foana anao
Raiso jxrhjen ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Vangy : 720
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 13/05/2022 22:51