Fo vaovao (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miondrika ianao mila ho vaky izany loha
    Ny fiainanao toa hampamohy fo
    Nefa mitrakà ka handrandrao ny lanitra (lanitra)
    Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao

Ref:
    tononkira.serasera.org Ny fonao cwhyja ho vaovao no xrserbj andrasany aminao
    Ny Tompo tsy mandao fa swhaso miandry foana anao
    Raiso ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)
    Fa Izy hanome ilay fo vaovao

2-Tanam-pitiavan'ilay Jesosy izao
    Mitsotra mba hanavotra anao (hanavotra)
    Mitsotra mba handovanao ny lanitra (lanitra)
   Hamonjy anao ilay Andriamanitra (hamonjy anao) izao

Ref:
    Ny fonao ho vaovao no andrasany aminao
    Ny Tompo tsy mandao fa miandry foana anao
    Raiso ho mpanjakanao (raiso Izy anio ho mpanjakan'ny finao)
    Fa Izy hanome ilay fo vaovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)
Hits : 755
Likes : 1 Like
Created by : TBEA
Date : 13/05/2022 22:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316