Ampy ahy (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ray o! Fiadanako ny mijotra ambany elatrao
(Tsy misy tahotra), tsy misy tahotra
(Feno hasambarana), tsy ahoako akory
Ireo onjampiainana, fitaizana ataonao ahy
tononkira.serasera.org Ampy ho fialofako ny fahasoavanao
cjip Ref : Tsy manan-kahiana aho satria eo ianao
4V (Eo aminao), Ny sandrinao (ao aminao) ampy hiaro vlnsvz ahy Ray o!
3V (Ampy ho fiarovako), zay lalak’ombako voatsinjo avokoa
2V (Rena iainako), ny zavatra ilaiko dia ao aminao
2 - Maro ny olana saingy ianao tsy nanary ahy
(Mitari-dalana), mitari-tanana
sihvw (Manolo-tanana), ny adin-tsaiko vahanao
Efa, na salotrao mba ho ahy ny anaranao
Faly aho f’eo aminao no mahatsara ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Vangy : 304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 27/01/2026 14:16